NY TANANAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tananao nitsotra mjqt mba hitantana ahy Jesoa
Nidify aho,
Fa toa tsy sahy ny hiaraka Aminao
Kanefa Ianao nanaraka ahy
Tsy niala fa nibitsika ahy
Nananatra ahy mba hiova fo
Hamoy ny taloha
Sambatra aho manana Anao
Hatramin’izay ka hatramin’izao
Satria tia rikplmab sy niahy ahy Ianao
Ry tsy mba mandao
Aoka dvvcm ny tananao re ry Ray
Hikasika ahy mandrakizay
F’indro aho manolon-tena ho tononkira.serasera.org Anao
Ho olom-baovao
Lalao RANDRIANARISON
Nidify aho,
Fa toa tsy sahy ny hiaraka Aminao
Kanefa Ianao nanaraka ahy
Tsy niala fa nibitsika ahy
Nananatra ahy mba hiova fo
Hamoy ny taloha
Sambatra aho manana Anao
Hatramin’izay ka hatramin’izao
Satria tia rikplmab sy niahy ahy Ianao
Ry tsy mba mandao
Aoka dvvcm ny tananao re ry Ray
Hikasika ahy mandrakizay
F’indro aho manolon-tena ho tononkira.serasera.org Anao
Ho olom-baovao
Lalao RANDRIANARISON
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 2030
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zeea
Daty : 31/07/2017 11:57
