RY RAY MAHERY (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Ray Mahery
Ianao no mpiahy anay
Amin'izay rehetra ataonay ety
Fa Ianao no hery sy tanjakay
Ampio hifikitra tsy hiala eo Aminao
O ry Ray o eeqykcm jereo, raha lavitra anao
Tolory hery sy saina, mba hatoky anao
Ianao zujheuar no miteny, raha miantso izahay
Dia hamaly Ianao, ka hanome ny soa
He tsarovy fa tsy ho very izay mino ny Ray
Fa ianaina hatrany amin'ny fiadanana
Izy ihany anie no mihevitra ny hahasoa anao
Ny famindrapony ts hiala eo aminao
O ry Ray o jereo, raha lavitra anao
Tolory hery sy saina, mba hatoky anao
Ianao no tononkira.serasera.org miteny, raha miantso izahay
Dia wgmx hamaly Ianao, ka hanome ny soa
Ianao no mpiahy anay
Amin'izay rehetra ataonay ety
Fa Ianao no hery sy tanjakay
Ampio hifikitra tsy hiala eo Aminao
O ry Ray o eeqykcm jereo, raha lavitra anao
Tolory hery sy saina, mba hatoky anao
Ianao zujheuar no miteny, raha miantso izahay
Dia hamaly Ianao, ka hanome ny soa
He tsarovy fa tsy ho very izay mino ny Ray
Fa ianaina hatrany amin'ny fiadanana
Izy ihany anie no mihevitra ny hahasoa anao
Ny famindrapony ts hiala eo aminao
O ry Ray o jereo, raha lavitra anao
Tolory hery sy saina, mba hatoky anao
Ianao no tononkira.serasera.org miteny, raha miantso izahay
Dia wgmx hamaly Ianao, ka hanome ny soa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 1273
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zeea
Daty : 16/07/2018 08:48
