HO OLOM-BAOVAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mandray ny Tompo ianao
Anio dia minoa fa ho olom-baovao
Ka ny ota izay nandavo anao
Adinoina
Satria ianao nitalaho tononkira.serasera.org sy nifona
Ho afaka e, ho voadio vkdzuznv am-po
Tena olon'afaka ianao
Anio ary meteza koa
Ho isan'ireo hizarany ny soa
Ka ilay fahasoavany tsy mety jjzbax erhf lany
Hirotsaka, hivatravatra hatrany
Ho sambatra ianao, ho tretrika am-po
Satria tian'Ilay Tompo soa
Lalao RANDRIANARISON
Anio dia minoa fa ho olom-baovao
Ka ny ota izay nandavo anao
Adinoina
Satria ianao nitalaho tononkira.serasera.org sy nifona
Ho afaka e, ho voadio vkdzuznv am-po
Tena olon'afaka ianao
Anio ary meteza koa
Ho isan'ireo hizarany ny soa
Ka ilay fahasoavany tsy mety jjzbax erhf lany
Hirotsaka, hivatravatra hatrany
Ho sambatra ianao, ho tretrika am-po
Satria tian'Ilay Tompo soa
Lalao RANDRIANARISON
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVisites : 1398
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zeea
Date : 31/07/2018 09:13
