Faniriako (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho Tompo hanolo tena
Ampianaro aho hiasa tsy terena
Ampianaro aho hanompo Anao hatrany
Ampianaro aho hitia dieny eto an-tany
Omeo hery aho Tompo hanefako
Omeo hery aho hiasa tsy lougdtz hiato
Omeo hery aho tsy ho lavo ety an-tany
Omeo hcpmhqbt hery aho handresy hatrany hatrany
Fa vlao faniriana tononkira.serasera.org ihany Tompoko Malala
Anao ny Hery rehetra sy fahefana
Aminy Anaran'i Jesosy IRERY ihany
No hanankinako sy hitondrako izany
Ampianaro aho hiasa tsy terena
Ampianaro aho hanompo Anao hatrany
Ampianaro aho hitia dieny eto an-tany
Omeo hery aho Tompo hanefako
Omeo hery aho hiasa tsy lougdtz hiato
Omeo hery aho tsy ho lavo ety an-tany
Omeo hcpmhqbt hery aho handresy hatrany hatrany
Fa vlao faniriana tononkira.serasera.org ihany Tompoko Malala
Anao ny Hery rehetra sy fahefana
Aminy Anaran'i Jesosy IRERY ihany
No hanankinako sy hitondrako izany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 733
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 03/12/2024 18:40
