Iny ny làlana (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny ny làlana mankany aminay
Mamaky ny havoana, mitety ny saha
Tsy lyzqd lavitra akory na hoe mangingina
Raha qxslfg ho tononkira.serasera.org any ianao dia tongava maraina.
Faly aho izao, ho any aminao,
‘Ndeha ho any aho ‘zao, manjombona ny aty.
Ianao tsy mahare ilay bitsika ato anaty
Fa efa leo ny tabataba isan’andro vaky
Henoinao anie ny ao anatiko ao
Fa dibok’hafaliana ho’aho raha vgbino ho any aminao
Rehefa tonga aho, tonga any aminao
Dia ho hitantsika eo ‘zay mety hatao
Fa velom-bolo aho hamafa alahelo
Manjombona ny atý
Tonony sy feony : Parfait Lalanirina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 3636
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 06/03/2015 12:09