Iny ny làlana (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny ny làlana mankany aminay
Mamaky ny havoana, mitety ny saha
Tsy lavitra akory na hoe mangingina
Raha gymr ho any ianao dia tongava maraina.
Faly aho izao, ho any aminao,
‘Ndeha ho any aho ‘zao, manjombona ny aty.
Ianao tsy mahare ilay bitsika ato chzbe anaty
Fa efa leo ny tabataba isan’andro vaky
Henoinao tononkira.serasera.org anie ny ao anatiko ao
Fa dibok’hafaliana ho’aho raha ho any aminao
Rehefa tonga aho, tonga any aminao
Dia ho hitantsika eo ‘zay mety hatao
Fa velom-bolo aho mbqkzy hamafa alahelo
Manjombona ny atý
Tonony sy feony : Parfait Lalanirina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ZopanageHits : 3605
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 06/03/2015 12:09