Zopanage
205
Nampiditra : Rahamison Hasina
Tamin'ny : 20/09/2002 13:01:38
Mombamomba :
Tarika iray niforona tany amin'ny taona 1982 tany ho any, tao amin'ny Lycée Gallieni.
Nijanona tsy nihira nohon'ny fiampitan'ny mpikambana sasany hipetraka any ampitan-dranomasina.
Efa nisy mpikambana roa koa nodimandry, dia i Zouzou (filohan'ny tarika) sy i Fano (mpihira)
Lisitry ny hira
Hampiditra hira- Ambodia very namana (Lasa)
- Eny ry Tompo
- Faly, ravoravo
- Fandriampahalemana
- Ho any amin'ny volana
- Ilay mpangataka
- Iny ny làlana
- Mamiko toy ny tantely
- Moa ve
- Namana
Hevitra mandeha
chrystophe (03/09/2009 13:15:18)
Milay be le sentiment n' le namorona fa tokony havoaka ilay hira izay misy
Rahamison Hasina (20/09/2002 17:01:38)