Namana (Zopanage)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aty antany lavitra aho no mihira ho an'ialahy
Ialahy 'lay namako taloha
Nanembona ny ditra vdmqkfx niarahana tamin'ialahy
Ka nivavabavaka aho ankehitriny

Fa ialahy no namako satria
Na lavitra aho aza ulns aty
Tsy misy ataoko ambony noho tononkira.serasera.org ialahy
Ho antsoiko rehefa manimanina feyx
Ho antsoiko rehefa manimanina

Injay fa iva ny hariva tsy eo anilan' ialahy
Ka ny kalo no mandalo ny eritreritro
Tsaroako ato am-poko ny anatranatr' ialahy
Soavadia, hivereno ny aty

Nifoko mitomany aho satria
Toa lavitra ny taniko aty
Toa tsy mba mana-namana fa very
Tsy misy hampangina ahy aty
Tsy misy hampangina ahy aty


Tonony sy feony : Zoarinjatovo RAHAMISON (1982)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0131