Iny ny làlana (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny ny làlana mankany aminay
Mamaky ny havoana, mitety ny saha
Tsy lavitra akory na hoe mangingina
Raha ho any ianao dia tongava maraina.
Faly aho izao, ho any aminao,
‘Ndeha ho any aho ngdniszy ‘zao, manjombona ny aty.
Ianao tsy mahare glvpypz ilay bitsika ato anaty
Fa efa leo ny tabataba isan’andro vaky
Henoinao anie ny ao anatiko ao
Fa dibok’hafaliana ho’aho raha ho fgtl any aminao
Rehefa tononkira.serasera.org tonga aho, tonga any aminao
Dia ho hitantsika eo ‘zay mety hatao
Fa velom-bolo aho hamafa alahelo
Manjombona ny atý
Tonony sy feony : Parfait Lalanirina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ZopanageVisites : 3672
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 06/03/2015 12:09