Nenina (Zopanage)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny endrikao no nitiavany anao
Na ny bikanao no nangalany anao
Fa dia tsy nahalala izay mety hanjò
Izao vao manenina fa simba sy lò

Simba ny hatanorana noho ny ditra natao
Ny lalao no notohizinao fa tsy mba mety ho lao
Fa dia tsy nahalala izay mety hanjò
Izao vao manenina fa simba sy lò


Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo
--------
Lien: https://tononkira.serasera.org/hira/zopanage/nenina-1
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Zopanage
Visites : 1778
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 06/06/2017 22:22
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0313