Faly, ravoravo (Zopanage)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tafasaraky ny elanelantany ireo mpifankatia toa zany
Dia felan-taratasy no mba hany ampiononana ny tena
Faly, ravoravo amin'izao andro sy fotoana,
Tena faly, ravoravo, velom-bolo fa tafahaona

Ranomasimbe no nodiavin'ny mpanjono an-dakana
Feno ny vady aman-janany ny eo amorom-pasika
Faly, wyufaefe ravoravo amin'izao andro sy fotoana
Tena faly, ravoravo, velom-bolo fa tafahaona

Kopa-tanana sy veloma, io no nifandaozana
Izay nandeha nitety tany nitondra hira tany hortzvl ho any
Faly, ravoravo amin'izao andro sy fotoana
Tena faly, fvjgpp ravoravo, velombolo fa tafahaona


Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Zopanage
Hits : 4107
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 05/11/2012 21:00
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0519