You are here: home > Tononkira > Zopanage

Eny ry Tompo (Zopanage)

Eny ry Tompo fantatray tokoa
Fa ny fiainanay e, dia voasoratra avokoa
N'inona n'inona hidona
N'inona n'inona hitranga
Ianao ihany no Tompon'ny Avo koa

Na soa na ratsy ny tolotra omenao
tononkira.serasera.orgEny fantatray ka hionona izahay
Nefa kosa handinin-tena izahay
Sao ny ataonay no mahatonga izany
Koa mangataka izahay amin'ny hiranay.

Eny Ray รด, Ianao tokoa re
No fisianay, dia fiainanay
Eto amin'ity tany ity.

Mpihira : Zopanage
Mpamaky : 2594
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 05/11/2012 17:04:24
ID : 6225

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo