Iny ny làlana (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny ny làlana mankany dbezt aminay
Mamaky ny havoana, mitety ny saha
Tsy lavitra akory na hoe mangingina
Raha ho any ianao dia tongava maraina.
Faly aho izao, ho any aminao,
‘Ndeha ho any aho ‘zao, manjombona ny aty.
Ianao tsy brchnh mahare ilay bitsika ato anaty
Fa efa leo ny tabataba isan’andro vaky
Henoinao anie ny ao anatiko ao
Fa dibok’hafaliana ho’aho raha ho any aminao
Rehefa tonga aho, tonga any aminao
Dia ho hitantsika eo ‘zay mety hatao
Fa velom-bolo aho hamafa alahelo
Manjombona ny tononkira.serasera.org atý
Tonony sy feony jszev : Parfait Lalanirina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 3546
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 06/03/2015 12:09