Fandriampahalemana (Zopanage)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho soloina ho ronono ny basy sy ny baomba hono
Dia ho lanitra ny tany, foana izany ady izany
‘Reo Mpitondra hifamepetra, fandriampahalemana no fetra
F'isika kosa ato aoriana hanatanteraka ny Dina

Ny marary ho tsaboina, vonjena koa ireo traboina
Ny kamboty sy ireo noana, tsy tononkira.serasera.org avelavela eo foana
Ny rahalahy natao hiady, tsy hijanona eny am-bava ady
Fa tmxy hiaraka hanantontosa ny adidy miavosa

Ireo gadra sesitany tsy ho hadinontsika any
Tolorana fitiavana tsy pmjgur ho hariana fa havana
Aoka re raha azo atao hilamina izao tany izao
Fandriampahalemana ihany no hany khlp hamafa ny tomany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zopanage
Vangy : 4861
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 16/10/2012 20:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113