FITIAVA-NAMANA (Lalie Andriamazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pkcegvec Nilaza tamiko izy fa vita hslcazze hatreo
Ireo rehetra niainanareo
Sady izy hono efa leon’
Ny adiady teo,
Ka lasa izy, nanainga aninkeo

Fafao ny ranomasonao
Matokia ahy, izaho tsy iza fa giph namanao
Vonona hanampy anao
Hanamaivana ny olanao.

   Tsy misalasala manome tanana
   Sarobidy ny fitiava-namana
   Sady tsy mba miavona

Hadinoy re ’reo sorisorinao
Mitsikia dia tononkira.serasera.org andao isika hilalao
Ary ho tsapanao
Fa mbola mamy ny fiainanao
Avelao any ny sento sy tomany
Fa ny korana no ataontsika
Mameno trano.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalie Andriamazava
Vangy : 4346
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/03/2003 20:24
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1059