Tsy ny sento na alahelo (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny sento na alahelo na tomany no manafaka ny heloka
Na ilaina tokoa aza izany ho fanenenana ny ota natao
Ny fananana an'i Jesoa ihany no maha olom-baovao anao
Fa nalatsany koa ny ràny mba tena exsyrj hanamarina anao
Izay ruro hanana toe-tsara ihany no indro tononkira.serasera.org hilofosanao
Tsy misy maharatsy gdqtpxe an'izany saingy ity no mba tsarovinao
Ny fanampin'ny ràn'i Tompo no afaka hanarona anao
Atonga anao ho mpanompo hitafy toe-baovao
Ny fanaovana asa soa ihany no antenaina hamonjena anao
Tsy handovàna ny lanitra izany fa Jesoa no efa maty ho anao
Mbola velona aminao hatrany izay mino azy tsy diso anjara
Izay voaforona ho aminy ihany no afaka hanao asa tsara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 1319
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ratsimandresyjedidia1
Daty : 20/06/2022 13:09