Ndriana Ramamonjy
Sary rehetra...
Nampiditra hanty31 17/03/2005 15:03
Hiran'i Ndriana Ramamonjy 38 Jereo eto
Vangy : 18415
Mpankafy : 1 Ankafizo
Mombamomba azy
I dadanaivo chocolat!sady be fitiavana no tia mizara hafaliana amin'ny hafa!
mampahery ny olona ny hirany!
ary tena isaorana an'Andriamanitra izany e!
voninahitra ho an'Andriamanitra!
Hevitra momba an'i Ndriana Ramamonjy
(14/03/2003 13:48)
NDRIANA RAMAMONJY:
Manambady, Fanja RAMAMONJY. Ary manan-janaka vavy iray, Ny Antsa RAMAMONJY.
Artista kristiana izy ary eo amin'ny sehatra kristiana no tena ahitana azy.
Mpamoron-kira (auteur-compositeur) sy mpanao hosodoko ary mpanentana amin'ny lanonana.
Hita ihany koa izy eo amin'ny sehatry ny firenena.
Mpitaiza tanora ihany koa izy mivady.
Maro ny horonam-peo aram-pilazantsara efa navoakany. Ka maro tamin'ireny ny an'i HANTATIANA. Izy rahateo moa dia dadanaivon'i HANTATIANA.
Miangona sady diakona ao amin'ny Fiangonana Batista Biblika Ankadivato izy, ary mpikambana ao amin'ny Mpiara-Mamaky ny Baiboly Malagasy!