Tsy ny sento na alahelo (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny sento na alahelo na tomany no manafaka ny heloka
Na ilaina tokoa aza izany ho yrtw fanenenana ny ota natao
Ny fananana an'i Jesoa ihany no maha olom-baovao anao
Fa nalatsany koa ny ràny mba tena hanamarina anao
Izay lztwkrz hanana toe-tsara ihany no indro hilofosanao
Tsy misy maharatsy an'izany saingy ity no mba tsarovinao
Ny fanampin'ny ràn'i Tompo no afaka hanarona anao
Atonga anao ho mpanompo hitafy toe-baovao
Ny fanaovana asa soa ihany no antenaina hamonjena anao
Tsy handovàna ny lanitra izany qlcbzph fa Jesoa no efa maty ho anao
Mbola velona aminao tononkira.serasera.org hatrany izay mino azy tsy diso anjara
Izay voaforona ho aminy ihany no afaka hanao asa tsara

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndriana RamamonjyVisites : 1328
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ratsimandresyjedidia1
Date : 20/06/2022 13:09