Tsy ny sento na alahelo (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny sento na alahelo na tomany no tononkira.serasera.org manafaka ny heloka
Na ilaina tokoa aza izany ho fanenenana ny ota natao
Ny fananana an'i Jesoa ihany no maha olom-baovao anao
Fa nalatsany koa ny ràny mba tena hanamarina anao
Izay hanana toe-tsara ihany no indro hilofosanao
Tsy ivpwu misy maharatsy an'izany saingy ity no mba tsarovinao
Ny fanampin'ny ràn'i Tompo no afaka hanarona anao
Atonga anao ho fhinzh mpanompo hitafy toe-baovao
Ny fanaovana asa soa ihany no antenaina hamonjena anao
Tsy handovàna ny pxnfg lanitra izany fa Jesoa no efa maty ho anao
Mbola velona aminao hatrany izay mino azy tsy diso anjara
Izay voaforona ho aminy ihany no afaka hanao asa tsara

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndriana RamamonjyHits : 1329
Likes : 0 Like
Created by : ratsimandresyjedidia1
Date : 20/06/2022 13:09