You are here: home > Tononkira > Ndriana Ramamonjy

Mamiko indrindra (Ndriana Ramamonjy)

Mamiko indrindra Ianao Tompo ô
Ianao no heriko
Haram-batoko sy fiarovana ho ahy
No mpamonjy ahy


Vatolampy ialofako sy ampingako
No nantononkira.serasera.orgtsoiko tao anaty aizina famoizam-po
Dia namaly ahy Ianao
Dia nitraka aho


Ny fiadananao Tompo ô
No nandrasako
Tiako haneniko ny foko sy ny saiko koa
Ka hiaro ahy

Mpihira : Ndriana Ramamonjy
Mpamaky : 5410
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Oully
Tamin'ny : 18/07/2012 07:54:25
ID : 6139

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo