Tsy ny sento na alahelo (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny sento na alahelo na tomany no manafaka ny heloka
Na ilaina tokoa aza izany ho fanenenana ny ota natao
Ny fananana an'i Jesoa ihany no maha olom-baovao anao
Fa nalatsany koa aitnvhmr ny ràny mba tena hanamarina anao

Izay hanana toe-tsara ihany no indro hilofosanao
Tsy misy maharatsy an'izany saingy ity no mba tsarovinao
Ny fanampin'ny kqbzruu ràn'i Tompo no afaka hanarona anao
Atonga anao ho tononkira.serasera.org mpanompo hitafy toe-baovao

Ny fanaovana asa soa ihany no antenaina hamonjena anao
Tsy handovàna ny lanitra izany fa sefefwyx Jesoa no efa maty ho anao
Mbola velona aminao hatrany izay mino azy tsy diso anjara
Izay voaforona ho aminy ihany no afaka hanao asa tsara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0089