Ny fanahiko no maniry an\'Andriamanitra (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanahiko no maniry an’Andriamanitra
fa lcaaor mangetaheta anao
Ny fanahiko Andriamanitra oh
raha lavitra an’i Ziona
dia uziyigd mahatsiaro anao
ranomasoko manjary tononkira.serasera.org
hifalin’ny fahavaloko
Nahoana vjuklah no mitanondrika ianao
ry fanahy ka mitoloko anatiko ao
manantenà an’Andriamanitra ianao
fa mbola hidera
an-tranon’ny Jehovah
fa lcaaor mangetaheta anao
Ny fanahiko Andriamanitra oh
raha lavitra an’i Ziona
dia uziyigd mahatsiaro anao
ranomasoko manjary tononkira.serasera.org
hifalin’ny fahavaloko
Nahoana vjuklah no mitanondrika ianao
ry fanahy ka mitoloko anatiko ao
manantenà an’Andriamanitra ianao
fa mbola hidera
an-tranon’ny Jehovah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 12663
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 03/02/2005 16:15
