You are here: home > Tononkira > Ndriana Ramamonjy

AVIA DERAO (Ndriana Ramamonjy)

Mandraisa toerana ianao
De hadinoy ny momba anao
Ny tebiteby ahiahy
Mba avelao ivelany ao
Velaro ny tananao de raiso koa
Ny tanako
Ny hirantsika androany *
Hiventy ny firaisampo

Avia derao izy e
Fa mampiraytononkira.serasera.org izy e
Lay Andriamanitra fitiavana
Mampifankatia
Tsara izy e

Mandraisa toerana ianao
Ny masonao akipio
Sambatra ilay toeran'izay mbola ho vantaninao
Honenantsika ireo
ka hiaraka anandrapeo
Mivavaka amin'i Ray
Ho sambatra mandrakizay

Mpihira : Ndriana Ramamonjy
Mpamaky : 5245
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : nanau
Tamin'ny : 22/04/2012 21:51:50
ID : 6069

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo