FENOY VAVAKA (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fenoy vavaka ny fiainanao bzihxfih rehetra
Na maraina, ny atoandro, ny hariva sy ny alina
Aza asiana fetra
Fa ny vavaka manova zavatra ,indrindra ny vavaka bfzaex asandratr' izay mino marina(×2)
-Antsoy ny Fanahy hitoetra aminao
Fanahin'ny RAY lay telo zay iray
Fa hanampy tononkira.serasera.org anao sy hanoro ihany koa
hasambatra anao ny vavaka ato.
2-Izay mivavaka amin' Andriamanitra
Na kely na lehibe, tanora sy antitra ,dia ho sambatra
Fa ny Ray mpahary manana làlana hitarihana ny olona mino matoky iwkz ny heriny .(×2)
-

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 1257
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 06/03/2024 17:31