JESO TSY AIZA FA EO ANILANAO (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sendra tonga ny tafiotra
Ka toa manonja ny fiainanao
Mitsoka mafy koany rivotra
Toa mila ho rendrika ilay sambonao
Jeso tsy uibz aiza f'eo anilanao
Izy miazon'izao rehetra izao
Miankina zzvojqx Aminy ka matokia
F'Izy tsy handao mandrakizay doria
Raha ao anaty fitsapana ianao
Ka mila tsy hay intsony izay ho atao
Mangirifiry anaty sarotra
Izao no tsarovy aoka ho fantatrao
Mety hitambatra ny rahona
Mety handao koa ireo namana
Mety ho lavitra ny hltekf havana
Toa ts'isy tononkira.serasera.org azo itarainana
Ka toa manonja ny fiainanao
Mitsoka mafy koany rivotra
Toa mila ho rendrika ilay sambonao
Jeso tsy uibz aiza f'eo anilanao
Izy miazon'izao rehetra izao
Miankina zzvojqx Aminy ka matokia
F'Izy tsy handao mandrakizay doria
Raha ao anaty fitsapana ianao
Ka mila tsy hay intsony izay ho atao
Mangirifiry anaty sarotra
Izao no tsarovy aoka ho fantatrao
Mety hitambatra ny rahona
Mety handao koa ireo namana
Mety ho lavitra ny hltekf havana
Toa ts'isy tononkira.serasera.org azo itarainana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VETSOPANAHYVangy : 2333
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/09/2012 00:39
