JESO TSY AIZA FA EO ANILANAO (VETSOPANAHY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sendra tonga ny xqmx tafiotra
Ka toa manonja ny fiainanao
Mitsoka mafy koany rivotra
Toa mila ho rendrika ilay sambonao

Jeso tsy aiza f'eo anilanao
Izy miazon'izao rehetra izao
Miankina Aminy ka matokia
F'Izy tsy tononkira.serasera.org handao mandrakizay doria

Raha ao anaty fitsapana ianao
Ka mila tsy hay intsony izay ho atao
Mangirifiry anaty sarotra
Izao no tsarovy aoka ho fantatrao

Mety hitambatra ny rnunxc rahona
Mety handao hncnmoan koa ireo namana
Mety ho lavitra ny havana
Toa ts'isy azo itarainana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318