HIVERINA INDRAY JESO (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiverina stzvhfpa indray Jesoa
Eny handao iebdeo ny lanitra
Hotronin'ireo anjely marobe
Hiara-maneno ny trompetra
Izay mandre dia hiakatra
Ho avy tsy ho ela Izy
Ho avy tsy ho ela Izy
Haka ireo olony
Handao ity tany ity
Hiaraka Aminy ho doria
Andro lehibe tokoa
Andro tsy ktlir manam-paharoa
Fifaliana ho amin'izay tononkira.serasera.org nandray Azy
Androm-panavotana
Androm-pandresena izao
Ho avy tsy ho ela Izy
Vonona ve ianao?
Raha ho avy izy anio izao
Amin'ny ora tsy ampoizina indrindra
Vonona ve Ianao?
'Zao tapaho ny hevitrao
Ho avy tsy ho ela Izy
Eny handao iebdeo ny lanitra
Hotronin'ireo anjely marobe
Hiara-maneno ny trompetra
Izay mandre dia hiakatra
Ho avy tsy ho ela Izy
Ho avy tsy ho ela Izy
Haka ireo olony
Handao ity tany ity
Hiaraka Aminy ho doria
Andro lehibe tokoa
Andro tsy ktlir manam-paharoa
Fifaliana ho amin'izay tononkira.serasera.org nandray Azy
Androm-panavotana
Androm-pandresena izao
Ho avy tsy ho ela Izy
Vonona ve ianao?
Raha ho avy izy anio izao
Amin'ny ora tsy ampoizina indrindra
Vonona ve Ianao?
'Zao tapaho ny hevitrao
Ho avy tsy ho ela Izy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VETSOPANAHYVangy : 2049
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/09/2012 00:38
