HIVERINA INDRAY JESO (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiverina indray Jesoa
Eny handao ny lanitra
Hotronin'ireo anjely marobe
Hiara-maneno ny trompetra
Izay mandre dia hiakatra
Ho avy tsy ho ela Izy
tononkira.serasera.org Ho avy tsy ho ela Izy
Haka ireo olony
Handao ity tany ity
Hiaraka qatcd Aminy ho doria
Andro lehibe tokoa
Andro tsy manam-paharoa
Fifaliana ho amin'izay nandray Azy
Androm-panavotana
Androm-pandresena izao
Ho avy tsy ho ela Izy
Vonona ve iaixhcd ianao?
Raha ho avy izy anio izao
Amin'ny ora tsy ampoizina indrindra
Vonona xajotncy ve Ianao?
'Zao tapaho ny hevitrao
Ho avy tsy ho ela Izy
Eny handao ny lanitra
Hotronin'ireo anjely marobe
Hiara-maneno ny trompetra
Izay mandre dia hiakatra
Ho avy tsy ho ela Izy
tononkira.serasera.org Ho avy tsy ho ela Izy
Haka ireo olony
Handao ity tany ity
Hiaraka qatcd Aminy ho doria
Andro lehibe tokoa
Andro tsy manam-paharoa
Fifaliana ho amin'izay nandray Azy
Androm-panavotana
Androm-pandresena izao
Ho avy tsy ho ela Izy
Vonona ve iaixhcd ianao?
Raha ho avy izy anio izao
Amin'ny ora tsy ampoizina indrindra
Vonona xajotncy ve Ianao?
'Zao tapaho ny hevitrao
Ho avy tsy ho ela Izy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VETSOPANAHYHits : 2002
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 07/09/2012 00:38
