Ampidiro aloha ny tenimiafina
Zava-poana (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha izay rfwohk vola s'y harena
No entina mirehareha
Fa tsy hitsimbinana ireo fadiranovana
Dia hanimba, tsy tononkira.serasera.org hahasoa anao izany
Ka n'y fahasambaranao Dia mijanona eto an-tany
Zava-poana raha ireo
Zava-poana avokoa
Tsy hahasolo n'y hazo fijaliana niahantonan'i Jesoa
Tsy vdgmq voavidy vola anie
Ilay rany nitete
Nanavotany ahy sy ianao
Raha n'y vola sy harena
No pzst hanaovana asa soa
Ka ireo tsy manana ho voatsimbina avokoa
Dia hisokatra ho anao n'y lanitra
F'efa azo antoka ilay fiainana maharitra
Zava-poana raha ireo...
Zava-poana ireo, zava-poana ré.
Tsy voavidinao ilay rany nitete
Zava-poana raha ireo....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 1398
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 15/10/2019 18:30