ampy ahy (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
na hirodana, hikoro izay vitako hatrizay
ka ho fzyps montsana tsy hisy hiangana
na ho fisedrana mahamaivay no handalovanay
tsy hiontsona tononkira.serasera.org fa hiorina
fa dkdddzx ny finoako anao Tompo o
miha-mitombo isan andro izao
ka ilay fanantenana ato anatiko
manome hery ahy.
na ahintsan ny ririnina aza ilay vony iray
tsarovy fa mbola hamelana sy hamony indray
te hiezaka aho kanefa toa solafaka
te hiarina iwzhwhi aho fa tsy afaka
mila anao aho Tompo o mba hanarina ahy
ny fahotako izao Tompo o avelao
ny Famindram-ponao Tompo o
dia tsy manam-paharitana
toa ranomasim-be hanovozako
aim-panahy; herim-po
na mavesatra toa inona
tsy ahoako; tsy hampaninona
fa efa ampy ahy ny fahasoavanao.
ka ho fzyps montsana tsy hisy hiangana
na ho fisedrana mahamaivay no handalovanay
tsy hiontsona tononkira.serasera.org fa hiorina
fa dkdddzx ny finoako anao Tompo o
miha-mitombo isan andro izao
ka ilay fanantenana ato anatiko
manome hery ahy.
na ahintsan ny ririnina aza ilay vony iray
tsarovy fa mbola hamelana sy hamony indray
te hiezaka aho kanefa toa solafaka
te hiarina iwzhwhi aho fa tsy afaka
mila anao aho Tompo o mba hanarina ahy
ny fahotako izao Tompo o avelao
ny Famindram-ponao Tompo o
dia tsy manam-paharitana
toa ranomasim-be hanovozako
aim-panahy; herim-po
na mavesatra toa inona
tsy ahoako; tsy hampaninona
fa efa ampy ahy ny fahasoavanao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 1389
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 20/10/2019 22:55
