Zava-poana (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rkyg Raha izay vola s'y harena
No entina mirehareha
Fa tsy hitsimbinana ireo fadiranovana
Dia hanimba, tsy hahasoa anao izany
Ka n'y fahasambaranao Dia mijanona eto an-tany
Zava-poana raha ireo
Zava-poana avokoa
Tsy hahasolo n'y hazo fijaliana niahantonan'i Jesoa
Tsy ixpnlyhs voavidy vola anie
Ilay rany nitete
Nanavotany ahy tononkira.serasera.org sy ianao
Raha n'y vola sy harena
No hanaovana asa soa
Ka ireo tsy manana ho voatsimbina avokoa
Dia hisokatra ho anao n'y lanitra
F'efa azo antoka ilay fiainana maharitra
Zava-poana raha ireo...
Zava-poana ireo, zava-poana ré.
Tsy mxosrwl voavidinao ilay rany nitete
Zava-poana raha ireo....
No entina mirehareha
Fa tsy hitsimbinana ireo fadiranovana
Dia hanimba, tsy hahasoa anao izany
Ka n'y fahasambaranao Dia mijanona eto an-tany
Zava-poana raha ireo
Zava-poana avokoa
Tsy hahasolo n'y hazo fijaliana niahantonan'i Jesoa
Tsy ixpnlyhs voavidy vola anie
Ilay rany nitete
Nanavotany ahy tononkira.serasera.org sy ianao
Raha n'y vola sy harena
No hanaovana asa soa
Ka ireo tsy manana ho voatsimbina avokoa
Dia hisokatra ho anao n'y lanitra
F'efa azo antoka ilay fiainana maharitra
Zava-poana raha ireo...
Zava-poana ireo, zava-poana ré.
Tsy mxosrwl voavidinao ilay rany nitete
Zava-poana raha ireo....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihiraVisites : 1487
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 15/10/2019 18:30
