Ho amin'ny fahasoavanao (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ijprgyc inty aho
Ovay ny foko ho toy ny anao
Ny tsara vaiagcx ao aminao no zarao amiko
Tompo ô ambarao ny kilema ananako
Ovaiko dieny izao
Ho amin'ny indrafonao
Hazony tononkira.serasera.org aho, fenoy ny fitiavanao
Tariho aho hifikitra aminao
Ary arotsahy ilay fanahy masinao
Hitantana ahy tsy handao
Fa hanara-dia anao
Ho amin'ny fitiavanao
Miondreha Tompo ô
Asehoy ahy n'y endrikao
Fa n'y fitiavanao efa reko amiko
Ka avaozy indray ilay finoako hatrizay
No niorina tam-po
Ho gbsrd amin'ny fahasoavanao
Hazony aho fenoy ny fitiavanao...
Ovay ny foko ho toy ny anao
Ny tsara vaiagcx ao aminao no zarao amiko
Tompo ô ambarao ny kilema ananako
Ovaiko dieny izao
Ho amin'ny indrafonao
Hazony tononkira.serasera.org aho, fenoy ny fitiavanao
Tariho aho hifikitra aminao
Ary arotsahy ilay fanahy masinao
Hitantana ahy tsy handao
Fa hanara-dia anao
Ho amin'ny fitiavanao
Miondreha Tompo ô
Asehoy ahy n'y endrikao
Fa n'y fitiavanao efa reko amiko
Ka avaozy indray ilay finoako hatrizay
No niorina tam-po
Ho gbsrd amin'ny fahasoavanao
Hazony aho fenoy ny fitiavanao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 1030
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 14/10/2019 20:34
