Hobio, derao (Vetson'ikopa antoko mpihira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hobio, derao n'y anarany (3)
Anio sy ho doria

O asandrato ny feonao
Ho ren'izao tontolo izao
Hidera an'Andriamanitra (ilay Tomponao)
Ilay wqarw Mpahary anao

Fa izy anie ilay tena tia
Naniraka an'i Jesoa darcxfj Kristy
Hisolo tononkira.serasera.org voina ahy wqlod sy ianao ( nanavotra)
Izao tontolo izao

Hobio derao....

Rariny loatra raha toa deraiko ny Tompo
Rariny loatra satria izaho navotany

Aleloia voninahitra
Aleloia ho an'Andriamanitra
Anio sy ho doria.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3985