Zava-poana (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha awchfdib izay vola s'y tononkira.serasera.org harena
No entina mirehareha
Fa tsy hitsimbinana ireo fadiranovana
Dia hanimba, tsy hahasoa anao izany
Ka n'y fahasambaranao Dia mijanona eto an-tany
Zava-poana raha ireo
Zava-poana qgfndqay avokoa
Tsy hahasolo n'y hazo iwnp fijaliana niahantonan'i Jesoa
Tsy voavidy vola anie
Ilay rany nitete
Nanavotany ahy sy ianao
Raha n'y vola sy harena
No hanaovana asa soa
Ka ireo tsy manana ho voatsimbina avokoa
Dia hisokatra ho anao n'y lanitra
F'efa azo antoka ilay fiainana maharitra
Zava-poana raha ireo...
Zava-poana ireo, zava-poana ré.
Tsy voavidinao ilay rany nitete
Zava-poana raha ireo....
No entina mirehareha
Fa tsy hitsimbinana ireo fadiranovana
Dia hanimba, tsy hahasoa anao izany
Ka n'y fahasambaranao Dia mijanona eto an-tany
Zava-poana raha ireo
Zava-poana qgfndqay avokoa
Tsy hahasolo n'y hazo iwnp fijaliana niahantonan'i Jesoa
Tsy voavidy vola anie
Ilay rany nitete
Nanavotany ahy sy ianao
Raha n'y vola sy harena
No hanaovana asa soa
Ka ireo tsy manana ho voatsimbina avokoa
Dia hisokatra ho anao n'y lanitra
F'efa azo antoka ilay fiainana maharitra
Zava-poana raha ireo...
Zava-poana ireo, zava-poana ré.
Tsy voavidinao ilay rany nitete
Zava-poana raha ireo....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 1401
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 15/10/2019 18:30
