Handray anao (Vetson'ikopa antoko mpihira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô yfvm tsy miafina tononkira.serasera.org aminao
Ny fahadisoana hiainako
Ny fahotako fantatrao
Tsy mendrika aho xgat ny handray anao

Fa manonona teny iray
Izay Dia ampy hahasitrana ahy
Ny faniriako Dia izao :
Ny handray ny famindramponao

Ny fahotako Tompo ô
Dia zary efitra ankiray
Izay mampisaraka aminao
Tsy ahitako idol ny endrikao

Fa manonona teny iray...

Indray andro any Tompo ô
Raha mby ny andro ialako ety
Dia manantena hahita anao
Sy honina aminao doria.

Fa manonona teny iray...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihira
Vangy : 1243
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 14/10/2019 20:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1468