VONONA IZAHAY (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vonona izahay tononkira.serasera.org hiaraka aminao
ny pjfzfk fo, fanahinay hiraikitra aminao
matoky izahay ry kfdmqix Jesoa zokinay
manomboka izao dia hiova izahay.
ireo fahavalonay
dia antsoinay cihvfiqc ho namanay
ireo mpakahala anay
ho lasa rahalahinay.
Manolo-tena izahay
hanompo anao, sy handray anao
atolotray ny tenanay
omaly, anio, mandrakizay.
interlude
raha te hikatsaka ny soa
mahaiza ianao mamindra fo
toa 'lay Ray any an-danitra
fiadanana maharitra.
vonona izahay....
ny pjfzfk fo, fanahinay hiraikitra aminao
matoky izahay ry kfdmqix Jesoa zokinay
manomboka izao dia hiova izahay.
ireo fahavalonay
dia antsoinay cihvfiqc ho namanay
ireo mpakahala anay
ho lasa rahalahinay.
Manolo-tena izahay
hanompo anao, sy handray anao
atolotray ny tenanay
omaly, anio, mandrakizay.
interlude
raha te hikatsaka ny soa
mahaiza ianao mamindra fo
toa 'lay Ray any an-danitra
fiadanana maharitra.
vonona izahay....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 681
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 01/02/2024 17:45
