VONONA IZAHAY (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vonona izahay hiaraka snvsz aminao
ny fo, fanahinay hiraikitra aminao
matoky izahay ry Jesoa zokinay
manomboka izao dia hiova izahay.
ireo fahavalonay
dia antsoinay qyxpdji ho namanay
ireo mpakahala anay
ho lasa tononkira.serasera.org rahalahinay.
Manolo-tena izahay
hanompo anao, sy handray anao
atolotray ny tenanay
omaly, anio, mandrakizay.
interlude
raha te hikatsaka hallfaub ny soa
mahaiza ianao mamindra fo
toa 'lay Ray any an-danitra
fiadanana maharitra.
vonona izahay....
ny fo, fanahinay hiraikitra aminao
matoky izahay ry Jesoa zokinay
manomboka izao dia hiova izahay.
ireo fahavalonay
dia antsoinay qyxpdji ho namanay
ireo mpakahala anay
ho lasa tononkira.serasera.org rahalahinay.
Manolo-tena izahay
hanompo anao, sy handray anao
atolotray ny tenanay
omaly, anio, mandrakizay.
interlude
raha te hikatsaka hallfaub ny soa
mahaiza ianao mamindra fo
toa 'lay Ray any an-danitra
fiadanana maharitra.
vonona izahay....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 735
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 01/02/2024 17:45
