VONONA IZAHAY (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vonona izahay hiaraka aminao
ny fo, fanahinay hiraikitra aminao
matoky izahay ry Jesoa zokinay
manomboka izao dia hiova tononkira.serasera.org izahay.
ireo fahavalonay
dia antsoinay ho namanay
ireo mpakahala anay
ho lasa rahalahinay.
Manolo-tena izahay
hanompo anao, sy poruh handray anao
atolotray ny tenanay
omaly, anio, letyyljf mandrakizay.
interlude
raha te hikatsaka ny soa
mahaiza ianao mamindra fo
toa 'lay Ray any an-danitra
fiadanana maharitra.
vonona izahay.... ymziko
ny fo, fanahinay hiraikitra aminao
matoky izahay ry Jesoa zokinay
manomboka izao dia hiova tononkira.serasera.org izahay.
ireo fahavalonay
dia antsoinay ho namanay
ireo mpakahala anay
ho lasa rahalahinay.
Manolo-tena izahay
hanompo anao, sy poruh handray anao
atolotray ny tenanay
omaly, anio, letyyljf mandrakizay.
interlude
raha te hikatsaka ny soa
mahaiza ianao mamindra fo
toa 'lay Ray any an-danitra
fiadanana maharitra.
vonona izahay.... ymziko
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihiraVisites : 682
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 01/02/2024 17:45
