VONONA IZAHAY (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vonona izahay hiaraka maywuxhg aminao
ny fo, fanahinay hiraikitra aminao
matoky izahay ry Jesoa zokinay
manomboka izao dia hiova izahay.
ireo ptyb fahavalonay
dia antsoinay ho namanay
ireo mpakahala anay
ho lasa rahalahinay.
Manolo-tena izahay
hanompo anao, sy handray anao
atolotray ny tenanay
omaly, anio, mandrakizay.
interlude
raha te hikatsaka ny soa
mahaiza ianao mamindra fo
toa 'lay Ray tononkira.serasera.org any rpxw an-danitra
fiadanana maharitra.
vonona izahay....
ny fo, fanahinay hiraikitra aminao
matoky izahay ry Jesoa zokinay
manomboka izao dia hiova izahay.
ireo ptyb fahavalonay
dia antsoinay ho namanay
ireo mpakahala anay
ho lasa rahalahinay.
Manolo-tena izahay
hanompo anao, sy handray anao
atolotray ny tenanay
omaly, anio, mandrakizay.
interlude
raha te hikatsaka ny soa
mahaiza ianao mamindra fo
toa 'lay Ray tononkira.serasera.org any rpxw an-danitra
fiadanana maharitra.
vonona izahay....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ikopa antoko mpihiraHits : 684
Likes : 1 Like
Created by : Xtella
Date : 01/02/2024 17:45
