tsy izaho intsony no velona (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sambatra ksmai aho ankehitriny...
fa Kristy no tononkira.serasera.org antony hahavelomako...
tsy izaho intsony....
tsy izaho intsony no velona
fa Kristy no velona ato amiko
tsy ho menatra, tsy hanana ahiahy
fa izy fiarovako sy tokiko
(miverina in2 )
fahamarinana, fahalemem-panahy
fahadiovam-po sy fandeferana
mahay miharitra, tia fihavanana
ireo rehetra ireo dia cakig ampy hahasambatra ahy
efa mazava izao ny làlana
ka andao hiara-dia raha sitrakao
hampanjaka ilay fitiavana
f'izany no ankasitrahan'Andriamanitra
fahamarinana....
tsy thdozxrz izaho intsony no velona....
fa Kristy no tononkira.serasera.org antony hahavelomako...
tsy izaho intsony....
tsy izaho intsony no velona
fa Kristy no velona ato amiko
tsy ho menatra, tsy hanana ahiahy
fa izy fiarovako sy tokiko
(miverina in2 )
fahamarinana, fahalemem-panahy
fahadiovam-po sy fandeferana
mahay miharitra, tia fihavanana
ireo rehetra ireo dia cakig ampy hahasambatra ahy
efa mazava izao ny làlana
ka andao hiara-dia raha sitrakao
hampanjaka ilay fitiavana
f'izany no ankasitrahan'Andriamanitra
fahamarinana....
tsy thdozxrz izaho intsony no velona....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 307
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 26/01/2026 19:29
