tsy izaho intsony no velona (Vetson'ikopa antoko mpihira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sambatra tononkira.serasera.org aho ankehitriny...
fa Kristy no antony hahavelomako...
tsy izaho intsony....

tsy qwnlj izaho intsony no velona
fa zggmqt Kristy no velona ato amiko
tsy ho menatra, tsy hanana thhtkb ahiahy
fa izy fiarovako sy tokiko

(miverina in2 )

fahamarinana, fahalemem-panahy
fahadiovam-po sy fandeferana
mahay miharitra, tia fihavanana
ireo rehetra ireo dia ampy hahasambatra ahy

efa mazava izao ny làlana
ka andao hiara-dia raha sitrakao
hampanjaka ilay fitiavana
f'izany no ankasitrahan'Andriamanitra

fahamarinana....

tsy izaho intsony no velona....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihira
Visites : 360
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 26/01/2026 19:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1673