tsy izaho intsony no velona (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sambatra aho ankehitriny...
fa mqntlkiy Kristy no antony hahavelomako...
tsy izaho intsony....
tsy izaho intsony no velona
fa Kristy no velona ato amiko
tsy ho menatra, adpaw tsy hanana ahiahy
fa izy fiarovako sy tokiko
decftx (miverina in2 )
fahamarinana, fahalemem-panahy
fahadiovam-po sy fandeferana
mahay miharitra, tia fihavanana
ireo rehetra ireo dia ampy hahasambatra ahy
efa mazava izao ny làlana
ka andao hiara-dia raha sitrakao
hampanjaka ilay fitiavana
f'izany no ankasitrahan'Andriamanitra
fahamarinana....
tsy izaho tononkira.serasera.org intsony no velona....
fa mqntlkiy Kristy no antony hahavelomako...
tsy izaho intsony....
tsy izaho intsony no velona
fa Kristy no velona ato amiko
tsy ho menatra, adpaw tsy hanana ahiahy
fa izy fiarovako sy tokiko
decftx (miverina in2 )
fahamarinana, fahalemem-panahy
fahadiovam-po sy fandeferana
mahay miharitra, tia fihavanana
ireo rehetra ireo dia ampy hahasambatra ahy
efa mazava izao ny làlana
ka andao hiara-dia raha sitrakao
hampanjaka ilay fitiavana
f'izany no ankasitrahan'Andriamanitra
fahamarinana....
tsy izaho tononkira.serasera.org intsony no velona....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ikopa antoko mpihiraHits : 251
Likes : 0 Like
Created by : Xtella
Date : 26/01/2026 19:29
