Tompo ô omeo hery aho (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô omeo hery aho
Mba hazoto hanao ny asanao
Ny androko sisa rehetra hatokako ho anao
Tohano aho raha sendra mivena
Atrakao raha mandia faharesena
Vatolampy iereko sy mandako ianao
Nihazakazaka aho nitady izay mba mahasoa
Nefa toa tsy zzemxqbf nahita izay mahafa-po
Fa ao aminao ihany, fiadanana tsy ho lany
Ikelezako aina manomboka izao
Tompo ô omeo bwbubrl hery aho....
Fa n'y fody eny an-tsaha aza manana ny anjarany
Ny lisy s'y reo hafa isasarany
Mainka fa izaho s'y ianao
Mihoatra lavitra aza
Minoa, matokia rhtsodsl f'ianao malalany
Tsy foiny ianao fa tiany
Minoa sy matokia (4)
Tompo ô omeo hery aho
Mba hazoto hanao ny asanao
Ny androko sisa rehetra hatokako ho anao tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 1638
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 14/10/2019 20:35