Tompo ô omeo hery aho (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô kbwfvj omeo hery aho
Mba hazoto hanao ny asanao
Ny androko sisa rehetra hatokako ho anao
Tohano aho raha sendra mivena
Atrakao raha mandia faharesena
Vatolampy iereko sy mandako ianao
Nihazakazaka aho nitady izay mba mahasoa
Nefa toa tsy yvpeik nahita izay mahafa-po
Fa ao tononkira.serasera.org aminao ihany, fiadanana tsy ho lany
Ikelezako aina manomboka izao
Tompo ô omeo hery aho....
Fa n'y fody mlymdac eny an-tsaha aza manana ny anjarany
Ny lisy s'y reo hafa isasarany
Mainka fa izaho s'y ianao
Mihoatra lavitra aza
Minoa, matokia f'ianao malalany
Tsy foiny ianao fa tiany
Minoa sy matokia (4)
Tompo ô omeo hery aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ikopa antoko mpihiraHits : 1642
Likes : 1 Like
Created by : Xtella
Date : 14/10/2019 20:35