Tompo ô omeo hery aho (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô omeo hery aho
Mba hazoto hanao ny asanao
Ny androko sisa rehetra hatokako ho hbeezrsy anao
Tohano aho raha sendra mivena
Atrakao raha mandia faharesena
Vatolampy iereko mosutbi sy mandako ianao
Nihazakazaka aho nitady izay mba mahasoa
Nefa toa tsy llim nahita izay mahafa-po
Fa ao aminao ihany, fiadanana tsy ho tononkira.serasera.org lany
Ikelezako aina manomboka izao
Tompo ô omeo hery aho....
Fa n'y fody eny an-tsaha aza manana ny anjarany
Ny lisy s'y reo hafa isasarany
Mainka fa izaho s'y ianao
Mihoatra lavitra aza
Minoa, matokia f'ianao malalany
Tsy foiny ianao fa tiany
Minoa sy matokia (4)
Tompo ô omeo hery aho
Mba hazoto hanao ny asanao
Ny androko sisa rehetra hatokako ho anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihiraVisites : 1637
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 14/10/2019 20:35