Nitsangana tamin'ny maty aho (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nitsangana tamin'ny maty aho,
ka miaraka aminao indray aleloia!
nomba ahy ny tananao, aleloia!
mahatalanjona loatra ny fahendrenao.
aleloia, aleloia!
Tompo ô, mandinika ahy tononkira.serasera.org ianao
ka mahafantatra.
Fantatrao aho
na mipetraka yjwy ,na mitsangana
mbola bssancm lavitra dia tsinjonao ovelckr ny hevitro.
voadinikao aho,
na mamindra na miato.
ny làlako tsy misy manavao anao
ny teny tsy mbola eny amin'ny lelako
dia indro ry Tompo
efa fantatrao tontolo.
ka miaraka aminao indray aleloia!
nomba ahy ny tananao, aleloia!
mahatalanjona loatra ny fahendrenao.
aleloia, aleloia!
Tompo ô, mandinika ahy tononkira.serasera.org ianao
ka mahafantatra.
Fantatrao aho
na mipetraka yjwy ,na mitsangana
mbola bssancm lavitra dia tsinjonao ovelckr ny hevitro.
voadinikao aho,
na mamindra na miato.
ny làlako tsy misy manavao anao
ny teny tsy mbola eny amin'ny lelako
dia indro ry Tompo
efa fantatrao tontolo.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 610
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 01/02/2024 18:17
