Nitsangana tamin'ny maty aho (Vetson'ikopa antoko mpihira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vflhfk nitsangana tamin'ny maty aho,
ka miaraka aminao indray aleloia!
nomba ahy ny tananao, aleloia!
mahatalanjona loatra ny fahendrenao.
aleloia, aleloia!

Tompo ô, hbpm mandinika ahy ianao
ka mahafantatra.
Fantatrao aho
na mipetraka ,na mitsangana
mbola llwxlbns lavitra dia tsinjonao ny hevitro.

voadinikao aho,
na mamindra na miato.
ny làlako tsy misy manavao anao
ny teny tsy mbola eny amin'ny lelako
dia indro ry Tompo
efa tononkira.serasera.org fantatrao tontolo.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0423