Nitsangana tamin'ny maty aho (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nitsangana tamin'ny orysaegr maty aho,
ka miaraka aminao indray aleloia!
nomba ahy ny twjfm tananao, aleloia!
mahatalanjona loatra ny fahendrenao.
aleloia, aleloia!
Tompo ô, mandinika tononkira.serasera.org ahy ianao
ka mahafantatra.
Fantatrao aho
na tlyncnf mipetraka ,na mitsangana
mbola lavitra dia tsinjonao ny hevitro.
voadinikao aho,
na mamindra na miato.
ny làlako tsy misy manavao anao
ny teny tsy mbola eny amin'ny lelako
dia indro ry Tompo
efa fantatrao tontolo.
ka miaraka aminao indray aleloia!
nomba ahy ny twjfm tananao, aleloia!
mahatalanjona loatra ny fahendrenao.
aleloia, aleloia!
Tompo ô, mandinika tononkira.serasera.org ahy ianao
ka mahafantatra.
Fantatrao aho
na tlyncnf mipetraka ,na mitsangana
mbola lavitra dia tsinjonao ny hevitro.
voadinikao aho,
na mamindra na miato.
ny làlako tsy misy manavao anao
ny teny tsy mbola eny amin'ny lelako
dia indro ry Tompo
efa fantatrao tontolo.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihiraVisites : 565
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 01/02/2024 18:17
