LONGOKO (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lztfyx ho anao voaantson'ny Tompo
hitory ny vaovao mahafaly
Kanefa dia eso sy latsa
fihomehezana no valiny
aoka tsy ho kivy nefa ianao
f'izany no tononkira.serasera.org fomban'ny tany
mahereza, ny Tompo homba anao
sanatria izy tsy hanary anao.
longoko ô , havako ô
tsy mora anie ny manaraka azy
aoka ianao hanetry tena
ka hilanja ny hazo fijaliany
F'izay te hamonjy ny ainy
izany no hahavery azy
izay mahafoy izao tontolo izao
no handova ny fanjakany.
aoka haharitra isika
hitondra ny hpyvr hazo fijaliany
ka hizaka izay fahoriana
fa hisolo hasambarana.
longoko ô, lvaj havako ô
raha mahazo izao tontolo izao
nefa very ny fanahinao
dia tsy misy ny soa azonao.
hitory ny vaovao mahafaly
Kanefa dia eso sy latsa
fihomehezana no valiny
aoka tsy ho kivy nefa ianao
f'izany no tononkira.serasera.org fomban'ny tany
mahereza, ny Tompo homba anao
sanatria izy tsy hanary anao.
longoko ô , havako ô
tsy mora anie ny manaraka azy
aoka ianao hanetry tena
ka hilanja ny hazo fijaliany
F'izay te hamonjy ny ainy
izany no hahavery azy
izay mahafoy izao tontolo izao
no handova ny fanjakany.
aoka haharitra isika
hitondra ny hpyvr hazo fijaliany
ka hizaka izay fahoriana
fa hisolo hasambarana.
longoko ô, lvaj havako ô
raha mahazo izao tontolo izao
nefa very ny fanahinao
dia tsy misy ny soa azonao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 663
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 01/02/2024 17:53
