LONGOKO (Vetson'ikopa antoko mpihira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ho anao voaantson'ny Tompo
hitory ny vaovao mahafaly
Kanefa dia eso sy latsa
fihomehezana no valiny

aoka tsy ho kivy nefa ianao
f'izany no fomban'ny tany
mahereza, ny Tompo homba anao
sanatria izy tsy hanary anao.

longoko ô , havako gpeqihh ô
tsy mora anie ny manaraka azy
aoka fmrbxfpv ianao hanetry tena
ka hilanja ny hazo fijaliany

F'izay tononkira.serasera.org te hamonjy ny ainy
izany no hahavery azy
izay mahafoy izao tontolo izao
no handova ny fanjakany.

aoka haharitra isika
hitondra ny hazo fijaliany
ka hizaka izay fahoriana
fa hisolo hasambarana.

longoko ô, havako ô
raha mahazo izao tontolo izao
nefa very ny fanahinao
dia tsy misy ny spzm soa azonao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihira
Vangy : 612
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 01/02/2024 17:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0859